cocktail

COCKTAIL SIMPLE FRUITE
     
 
COCKTAIL SIMPLE FRUITE Akora ilaina : atody 1 ronono siramamy 2 sotro akondro 1, raha misy paoma koa dia tsara Fikarakarana : voasana ny paoma sy ny akondro, potehina anaty mixeur, araraka ao ny ronono sy ny atody ary ny siramamy, dia afangaro miaraka ao anaty mixeur ihany mandritry ny segondra vitsy, dia vonona, mazotoa e.

 

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site